Jaona 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+ 3 Jaona 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nisy zavatra nosoratako ho an’ny fiangonana, saingy te ho voalohany+ eo amin’izy ireo i Diotrefa, ka tsy nety nandray tamim-panajana+ na inona na inona+ avy taminay.
6 Hoy i Jesosy: “Izaho no lalana+ sy fahamarinana+ ary fiainana.+ Tsy misy olona mankany amin’ny Ray afa-tsy amin’ny alalako.+
9 Nisy zavatra nosoratako ho an’ny fiangonana, saingy te ho voalohany+ eo amin’izy ireo i Diotrefa, ka tsy nety nandray tamim-panajana+ na inona na inona+ avy taminay.