Jaona 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Na izany aza, ho avy ny fotoana, ary tonga izany ankehitriny, ka ny tena mpivavaka hivavaka amin’ny Ray araka ny fanahy+ sy ny fahamarinana.+ Fa olona toy izany tokoa no tadiavin’ny Ray mba hivavaka aminy.+
23 Na izany aza, ho avy ny fotoana, ary tonga izany ankehitriny, ka ny tena mpivavaka hivavaka amin’ny Ray araka ny fanahy+ sy ny fahamarinana.+ Fa olona toy izany tokoa no tadiavin’ny Ray mba hivavaka aminy.+