FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 14:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 dia ny fanahin’ny fahamarinana,+ izay tsy azon’izao tontolo izao,+ satria tsy hitany na fantany. Ianareo no mahalala azy io, satria eo aminareo foana ilay izy sady ao anatinareo.+

  • Romanina 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 ka hahafahantsika hanatanteraka ny zavatra ara-drariny takin’ny Lalàna,+ dia isika izay tsy mandeha araka ny nofo, fa araka ny fanahy.+

  • 2 Korintianina 4:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 raha mbola mampifantoka ny masonay amin’ny zavatra tsy hita+ izahay, fa tsy amin’ny hita. Fa mihelina+ ny zavatra hita, fa ny tsy hita kosa maharitra mandrakizay.+

  • 2 Korintianina 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Fa finoana no andehanantsika, fa tsy ny hitan’ny maso.+

  • Filipianina 3:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Fa isika no tena voafora,+ ary manao fanompoana masina amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra,+ sady i Kristy Jesosy no reharehantsika+ fa tsy mba mitoky amin’ny nofo+ isika.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara