Josoa 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah. 1 Samoela 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Matahora+ fotsiny an’i Jehovah, ka manompoa azy amim-pahatsorana* sy amin’ny fonareo manontolo,+ satria jereo ange ireo zavatra lehibe nataony ho anareo e!+ Salamo 25:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ampandehano amin’ny fahamarinanao aho ka ampianaro,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.+ו [Vao]Ianao foana no antenaiko.+ Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+ Marka 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa very maina ny mbola ivavahany foana amiko, satria didin’olombelona no ampianariny.’+
14 “Koa ankehitriny, matahora an’i Jehovah+ ka manompoa azy amin-kitsim-po sy amim-pahatsorana,*+ ary ario ny andriamanitra notompoin’ny razanareo tany ampitan’ny Renirano sy tany Ejipta,+ ka manompoa an’i Jehovah.
24 Matahora+ fotsiny an’i Jehovah, ka manompoa azy amim-pahatsorana* sy amin’ny fonareo manontolo,+ satria jereo ange ireo zavatra lehibe nataony ho anareo e!+
5 Ampandehano amin’ny fahamarinanao aho ka ampianaro,+Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.+ו [Vao]Ianao foana no antenaiko.+
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+