Lioka 12:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Ary lazaiko aminareo hoe: Izay manaiky+ ahy eo anatrehan’ny olona, dia heken’ny Zanak’olona koa eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.+ Jaona 14:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Aoka tsy hitebiteby ny fonareo.+ Minoa an’Andriamanitra+ ary minoa koa ahy.+ 1 Jaona 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay rehetra mandà ny Zanaka dia tsy manana ny Ray koa,+ fa izay manaiky+ ny Zanaka no manana ny Ray koa.+
8 “Ary lazaiko aminareo hoe: Izay manaiky+ ahy eo anatrehan’ny olona, dia heken’ny Zanak’olona koa eo anatrehan’ny anjelin’Andriamanitra.+
23 Izay rehetra mandà ny Zanaka dia tsy manana ny Ray koa,+ fa izay manaiky+ ny Zanaka no manana ny Ray koa.+