23 mba hanomezan’ny rehetra voninahitra ny Zanaka,+ toy ny anomezan’izy ireo voninahitra ny Ray. Izay tsy manome voninahitra ny Zanaka dia tsy manome voninahitra ny Ray izay naniraka azy koa.+
9 Izay rehetra mihoa-pefy+ ka tsy mitoetra+ amin’ny fampianaran’i Kristy, dia tsy manana an’Andriamanitra.+ Izay mitoetra amin’izany fampianarana izany kosa no manana ny Ray sy ny Zanaka.+