Hebreo 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy ho tonga tahaka an’i Kristy+ mantsy isika, raha tsy hazonintsika mafy hatramin’ny farany ilay toky nananantsika tamin’ny voalohany,+ 1 Jaona 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay rehetra mandà ny Zanaka dia tsy manana ny Ray koa,+ fa izay manaiky+ ny Zanaka no manana ny Ray koa.+
14 Tsy ho tonga tahaka an’i Kristy+ mantsy isika, raha tsy hazonintsika mafy hatramin’ny farany ilay toky nananantsika tamin’ny voalohany,+
23 Izay rehetra mandà ny Zanaka dia tsy manana ny Ray koa,+ fa izay manaiky+ ny Zanaka no manana ny Ray koa.+