Galatianina 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary fitsapana ho anareo izany tsy fahasalamako izany, nefa tsy nanamavo ahy ianareo sady tsy nandrora tamin-drikoriko. Fa noraisinareo toy ny anjelin’Andriamanitra+ sy toa an’i Kristy Jesosy+ kosa aho.
14 Ary fitsapana ho anareo izany tsy fahasalamako izany, nefa tsy nanamavo ahy ianareo sady tsy nandrora tamin-drikoriko. Fa noraisinareo toy ny anjelin’Andriamanitra+ sy toa an’i Kristy Jesosy+ kosa aho.