56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+
19 Dia nizara telo ilay tanàna lehibe,+ ary rava ireo tanànan’ny firenena. Ary notsarovan’Andriamanitra i Babylona Lehibe,+ mba homena ny kaopy misy ny divain’ny fisafoaky ny fahatezerany.+