FILETO
(Filèto) [Malala; Mendrika Hotiavina].
Kristianina nivadi-pinoana tamin’ny taonjato voalohany. Nilaza i Paoly fa nampianatra zavatra diso momba ny fitsanganana amin’ny maty i Fileto sy Hymeneo, ka nandrava finoana.—2Ti 2:17, 18.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.