Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Aprily
HERINANDRON’NY 6 APRILY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Eksodosy 7-10
No. 1: Eksodosy 9:1-19
No. 2: Ireo Lasa Mpianatr’i Jesosy (lr toko 13)
No. 3: Mifanohitra ve ny Voalazan’ny Galatianina 6:2 sy ny Galatianina 6:5?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ahoana no Hanomezana Porofo Marim-pototra? Lahateny sy fiaraha-midinika atao amin-kafanam-po, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 255-257.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Miomàna hanolotra Ny Tilikambo Fiambenana 1 Aprily sy ny Mifohaza! Aprily. Fiaraha-midinika. Resaho vetivety ny lahatsoratra sasany ao amin’ireo gazety. Anontanio ny mpanatrika hoe inona no lahatsoratra tiany horesahina eny amin’ny faritany ary nahoana. Inona no fanontaniana sy andinin-teny azo ampidirana an’ireo lahatsoratra ireo? Ataovy fampisehoana ny fomba hametrahana ny tsirairay amin’ireo gazety. Tohizo avy eo ilay fampisehoana faharoa: Miverina mitsidika ilay mpitory ary miezaka manomboka fampianarana Baiboly.