FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/09 p. 3
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 3/09 p. 3

Fampandrenesana

◼ Martsa: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly. Aprily sy Mey: Ny Tilikambo Fiambenana sy Mifohaza! Rehefa miverina mitsidika ny olona liana ianao, dia tsidiho koa ireo nanatrika Fahatsiarovana sy/na fandaharana hafa, nefa mbola tsy tena miaraka amin’ny fiangonana. Miezaha hametraka ny boky Ampianarina. Ataovy tanjona ny hanomboka fampianarana Baiboly amin’io boky io. Jona: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? Raha efa manana ilay olona, dia atolory ny boky Ny Baiboly—Tenin’Andriamanitra sa Tenin’olona? na Ny Tsiambaratelon’ny Fahasambaram-pianakaviana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara