Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Febroary
HERINANDRON’NY 15 FEBROARY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Mpitsara 15-18
No. 1: Mpitsara 16:1-12
No. 2: Inona Ilay ‘Gehena Mirehitra’ Noresahin’i Jesosy? (rs p. 32 § 1-3)
No. 3: Nahoana i Jesosy no Niantso ny Devoly hoe “Rain’ny Lainga”? (Jaona 8:44)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo sy Mifohaza! Resaho vetivety izay raketin’ireo gazety, ary lazao izay lahatsoratra mety hahaliana ny olona eny amin’ny faritany. Asio fampisehoana ahitana mpitory iray manomana ny fomba hanolorany an’ireo gazety. Fidiny ireo lahatsoratra mety amin’ny faritany. Mitady fanontaniana hapetraka izy ary mifidy andinin-teny hampiasaina. Manomana ny zavatra holazainy izy avy eo, ka mamerina ny fomba hanolorany ny gazety tsirairay.
15 min: “Andao Hanara-dia Ahy.” Fanontaniana sy valiny. Aorian’ilay dinidinika, dia ampiasao ny pejy 70 amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, mba hampahatsiahivana ny mpitory mahakasika ny fanomezana valin-teny atỳ am-pivoriana.