Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 1 Martsa
HERINANDRON’NY 1 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Rota 1-4
No. 1: Rota 3:1-13
No. 2: Mandray Soa Isika Raha Mamindra Fo (Mat. 5:7)
No. 3: Inona no Sazy Noho ny Ota? (rs p. 33 § 1-4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Fanombohana Fampianarana Baiboly. Lazao ny fotoana manaraka hanasana ny olona hianatra Baiboly. Milazà fitantarana mampahery. Manadinadìna mpitory iray, ka anontanio azy ny fomba mandaitra hanasana ny olona hianatra Baiboly. Asaivo ataony fampisehoana ny iray amin’ireo fampidiran-dresaka eo amin’ny pejy 12 amin’ny boky Fanjohian-kevitra, eo ambanin’ilay lohateny hoe “Fampianarana ny Baiboly any An-tokantrano.”
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Tena Ilaina ny Miteny Amim-patokisana eny Amin’ny Fanompoana. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana, pejy 194-196.