Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 15 Martsa
HERINANDRON’NY 15 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 1 § 16-20, efajoro p. 13
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 5-9
No. 1: 1 Samoela 6:1-9
No. 2: Ahoana no Azontsika Iarovan-tena Amin’i Satana sy ny Demoniany?
No. 3: Inona no Hevitr’ilay Fanoharana Momba An’ilay Mpanankarena sy Lazarosy? (rs p. 34 § 1-3)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
15 min: “Ilay Asa Lehibe Indrindra.” Fanontaniana sy valiny. Rehefa avy mandinika ny fehintsoratra 3 dia manadinadìna mpitory iray manana fampianarana Baiboly mandroso. Inona avy no fiovana tsy maintsy nataon’ilay mpianatra? Inona no vokatr’izany teo amin’ilay mpitory?