Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 22 Martsa
HERINANDRON’NY 22 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 10-13
No. 1: 1 Samoela 10:17-27
No. 2: Mifanaraka Amin’ny Baiboly ve ny Fetin’ny Krismasy? (rs p. 201 § 2–p. 202 § 2)
No. 3: Nahoana ny Evolisiona no Tsy Mifanaraka Amin’ny Fampianaran’ny Fivavahana Kristianina?
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana. Lazao izay zavatra mbola ilaina resahina momba ny Fahatsiarovana.
15 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo Laharana Manokana 1 Aprily. Resaho vetivety ny zavatra raketiny. Anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny eritreretiny hampiasaina. Asio fampisehoana roa.
15 min: Miomàna Hanampy ny Olona Tonga Manatrika ny Fahatsiarovana. Lahateny ataon’ny anti-panahy. Ampahatsiahivo ny mpitory hoe ahoana no azony anampiana ny mpianatra Baiboly, olona tsy mitory intsony, ary ny olon-kafa. (Jereo Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana Martsa 2008, pejy 4.) Asio fampisehoana fohy. Ampahatsiahivo ny rehetra fa misy andinin-teny natao hovakina amin’ny vanim-potoanan’ny Fahatsiarovana.