Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 29 Martsa
HERINANDRON’NY 29 MARTSA
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 14-15
No. 1: 1 Samoela 14:24-35
No. 2: Fomba Hanatonana An’i Jehovah (Jak. 4:8)
No. 3: Iza Ireo Magy, na Olon-kendry, Notarihin’ny Kintana ho any Amin’i Jesosy? (rs p. 202 § 3–p. 203 § 1)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Manomboha Fampianarana Baiboly. Lazao ny andro manaraka hanasana ny olona hianatra Baiboly. Manadinadìna mpitory afaka nanomboka fampianarana Baiboly tamin’ilay andro manokana. Inona no fampidiran-dresaka hitany hoe nandaitra? Inona no ataony an-tsaina rehefa miverina mitsidika izy? Asaivo ataony fampisehoana ilay fampidiran-dresaka.
10 min: Mandraisa Anjara Amin’ilay Asa Lehibe Indrindra. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina, eo amin’ilay lohatenikely hoe “Fitadiavana Izay Mendrika”, pejy 95.
10 min: “Mahaiza Mifanohana Rehefa Mitory.” Fanontaniana sy valiny.