Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 19 Aprily
HERINANDRON’NY 19 APRILY
□ Fianarana Baiboly:
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 23-25
No. 1: 1 Samoela 23:1-12
No. 2: Inona no Tokony ho Fantatsika Momba ny Paka sy ny Taom-baovao? (rs p. 205 § 1–p. 206 § 1)
No. 3: Nahoana no Handray Soa ny Olona Malala-tanana? (Ohab. 11:25)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: “Inona no Azon’ny Olona Ianarana avy Aminao?” Fanontaniana sy valiny.
15 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hamaky sy hanazava ireo andinin-teny voatonona.