Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 7 Jona
HERINANDRON’NY 7 JONA
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 5 § 16-20, efajoro p. 55
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Samoela 19-21
No. 1: 2 Samoela 19:11-23
No. 2: Ahoana no Fiheveran’Andriamanitra ny Sary Ivavahana? (rs p. 371 § 1-4)
No. 3: Ahoana no Anajamban’ny Devoly ny Olona mba Tsy Hahitany ny Fahamarinana? (2 Kor. 4:4)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Ataovy Mora Azo ny Fitorianao. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 226-229).
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Mpiandraikitra mpitantan-draharaha sy mpiandraikitra ny fanompoana, miara-midinika ny toro lalana ao amin’ilay taratasy ho an’ny anti-panahy tamin’ny 15 Janoary 2010. Ampirisiho ny mpitory rehetra mba haka toky tsara raha tena vonona ho amin’ny batisa ny olona ampianariny Baiboly. Asongadino izay hataon’ny anti-panahy rehefa misy milaza amin’izy ireo hoe maniry hatao batisa. Hamafiso tsara hoe tokony hahavita ny fianarany amin’ny boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? sy “Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra” ilay mpianatra, na dia aorian’ny batisa aza vao mety ho vita ilay boky faharoa.