Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 17 Janoary
HERINANDRON’NY 17 JANOARY
Hira 77 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
cf toko 16 § 7-14 (25 min)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezra 1-5 (10 min)
No. 1: Ezra 3:1-9 (4 min na latsaka)
No. 2: Nahoana no Tsy Nanaiky An’i Jesosy ho Mesia ny Ankamaroan’ny Jiosy?—rs p. 291 § 2–p. 292 § 1 (5 min)
No. 3: Ahoana no Hiverenan’ny Hery Mamelona any Amin’Andriamanitra?—Mpito. 12:7 (5 min)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Tena Ilaina ny Famerimberenana. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 206-207). Ataovy fampisehoana vetivety ny hevitra iray na roa.
20 min: “Efa Nanao Safidy ve Ianao?” Fanontaniana sy valiny. Ataovy teny fampidirana ny fehintsoratra 1 ary ataovy teny famaranana ny fehintsoratra 3. Hataon’ny anti-panahy iray.
Hira 7 sy Vavaka