Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Novambra
“Voninahitra Lehibe ny Mitondra ny Anaran’i Jehovah.” Izany no lahatenin’ny mpiandraikitra mpitety sampana, tamin’ny 25 Desambra 2010. Nisy 4 600 mahery ny mpanatrika. Tena nampahery ilay fampahatsiahivana. Nahatratra 63 233 koa ny isan’ny fampianarana Baiboly, tamin’ny Novambra. Tampon’isa vaovao izany. Matoky izahay fa hikarakara tsara an’ireny vaovao ireny ianareo.