Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 2 Mey
HERINANDRON’NY 2 MEY
Hira 99 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 3 § 4-11 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Joba 38-42 (10 min.)
No. 1: Joba 40:1-24 (4 min. na latsaka)
No. 2: Mandray Soa ny Olona Malemy Fanahy sy Manam-paharetana (5 min.)
No. 3: Raha Misy Milaza hoe: “Manaiky An’i Jesosy ho Mpamonjy ve Ianareo?”—rs p. 300 § 1-2 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Ataovy fampisehoana ilay fomba fitory modely amin’ity pejy ity mba hanombohana fampianarana. Ampirisiho ny rehetra hampihatra izany ny asabotsy voalohany amin’ny Mey.
15 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Miomàna Hanolotra ny Tilikambo sy Mifohaza! Mey. Lahateny misy fiaraha-midinika. Resaho mandritra ny iray na roa minitra izay raketin’ireo gazety. Mifidiana lahatsoratra roa na telo, ary anontanio ny mpanatrika hoe inona no fanontaniana sy andinin-teny azo ampiasaina. Ataovy fampisehoana ny fomba azo anolorana an’ilay Tilikambo sy ilay Mifohaza!
Hira 91 sy Vavaka