Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 9 Janoary
HERINANDRON’NY 9 JANOARY
Hira 53 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 15 § 8-12, efajoro p. 118 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Isaia 29-33 (10 min.)
No. 1: Isaia 30:15-26 (4 min. na latsaka)
No. 2: Natao ho Velona Taona Vitsivitsy Monja ve ny Olombelona?—rs p. 204 § 1–p. 205 § 2 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Ahafahan’ny Olombelona Tsy Lavorary Manamasina ny Anaran’i Jehovah?—Mat. 6:9 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Mitoria Amin’ny Olona Miteny Vahiny. Lahateny miorina amin’ny bokikely Vaovao Tsara ho An’ny Firenena Rehetra, pejy 2. Asio fampisehoana iray.
10 min: Porofo fa avy Amin’Andriamanitra ny Baiboly. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra (p. 87, feh. 2–p. 91, feh. 1).
10 min: “Aza ‘Mamely Rivotra.’ ” Fanontaniana sy valiny. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra 2, dia anontanio vetivety ny mpiandraikitra ny fanompoana hoe aiza sy rehefa inona no tena ahitana olona ao amin’ny faritaninareo.
Hira 115 sy Vavaka