Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 25 Martsa
HERINANDRON’NY 25 MARTSA
Hira 76 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 7 § 1-6 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Lioka 4-6 (10 min.)
No. 1: Lioka 4:22-39 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Nampisy An’ireo Firazanana Samihafa?—rs p. 230 § 2–p. 231 § 3 (5 min.)
No. 3: Inona no Porofo fa Natsangana Tamin’ny Maty i Jesosy?—1 Kor. 15:3-7 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Manomboha Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana. Ataovy fampisehoana ilay fomba fitory modely ao amin’ny pejy 8 mba hanombohana fampianarana. Ampirisiho ny rehetra hampihatra azy io ny asabotsy voalohany amin’ny Aprily.
25 min: “Fomba Fampiasa An’ilay Bokikely hoe Vaovao Tsara Natao ho Anao!” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana roa rehefa eo amin’ny fehintsoratra 6.
Hira 97 sy Vavaka