Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 24 Febroary
HERINANDRON’NY 24 FEBROARY
Hira 101 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 3 § 11-18 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 32-35 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Manomboha Fampianarana Baiboly ny Asabotsy Voalohany Amin’ny Volana. Lahateny. Lazao ny fandaharan’ny fiangonana momba ny fanompoana amin’ny asabotsy voalohany amin’ny volana Martsa. Ataovy fampisehoana ny fomba fitory modely ao amin’ny pejy faha-4.
15 min: Zava-dehibe ny Fikirizana. Lahateny misy fiaraha-midinika, miorina amin’ny Diary 2013 (p. 45, feh. 1–p. 46, feh. 1; p. 136-137). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Hizara Fanasana Fahatsiarovana Isika Manomboka Amin’ny 22 Martsa.” Lahateny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Zarao ilay fanasana ary resaho ny ao anatiny. Lazao izay azo ampiharina avy ao amin’ilay taratasy misy toromarika nalefa ho an’ny anti-panahy, sy ny fandaharana ataon’ny fiangonana mba hamitana ny faritany.
Hira 109 sy Vavaka