Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 6 Oktobra
HERINANDRON’NY 6 OKTOBRA
Hira 18 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 14 § 1-9 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 1-3 (10 min.)
No. 1: Deoteronomia 2:16-30 (4 min. na latsaka)
No. 2: Kely Sisa dia Tsy ho Afaka Hitaona ny Olona Hanao Ratsy Intsony i Satana—rs p. 382 § 5–p. 384 § 1 (5 min.)
No. 3: Milaza ve ny Baiboly fa Fahotana ny Manao Firaisana?—rs p. 226 § 1–p. 227 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Oktobra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Ataovy fampisehoana aloha ny fanolorana an’ireo gazety, ka ampiasao ny fomba fitory modely eto amin’ity pejy ity. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory modely.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Mitadiava Fomba Hiverenana Mitsidika.” Asao izy ireo avy eo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 83 sy Vavaka