Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 22 Desambra
HERINANDRON’NY 22 DESAMBRA
Hira 15 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 17 § 17-23, efajoro p. 177 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 9-11 (10 min.)
No. 1: Josoa 9:16-27 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Manana Fanahy Tsy Mety Maty ny Olona—rs p. 161 § 5–p. 162 § 2 (5 min.)
No. 3: Fanekena ny Fitarihan’Andriamanitra sy ny Soa Azo avy Amin’izany—jv p. 216 § 2–p. 221 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Zarao ny “zavatra tsara” avy amin’ny tahiry tsara nomena antsika.—Mat. 12:35a.
5 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
25 min: “Manatsara ny Fahaizantsika Mampianatra ny Sekolin’ny Fanompoana 2015.” Lahateny misy fiaraha-midinika ataon’ny mpiandraikitra ny sekoly. Azo asaina vakin’ny mpanatrika ny fehintsoratra sasany alohan’ny handinihana azy. Asongadino ny fiovana amin’ny Anjara No. 1, ny faharetan’ny Hevitra Misongadina ao Amin’ny Baiboly, ary ny torohevitra omen’ny mpiandraikitra ny sekoly. Asaivo misy mamaky ny fehintsoratra 7, ary iaraho midinika. Asio fampisehoana avy eo: Anti-panahy iray manao Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana, miaraka amin’ny vadiny sy ny zanany iray. Ny pejy 14 amin’ilay bokikely hoe Teny Fampidirana ny Tenin’Andriamanitra no ampiasainy. Ampirisiho ny rehetra handray tsara ny fampiofanana omen’i Jehovah amin’ny alalan’ny sekoly, ary hampiasa tsara an’ilay boky Mandraisa Soa avy Amin’ny Sekolin’ny Fanompoana.
Hira 117 sy Vavaka