FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 3
  • Bokin’ny Eoropeanina ve ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Bokin’ny Eoropeanina ve ny Baiboly?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • “Tsy Mizaha Tavan’olona” i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Misy Firazanana Heverin’Andriamanitra ho Ambony noho ny Hafa Ve?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Hamaly ny Vavaka Ataoko ve Andriamanitra?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Ny Baiboly: ilay boky ho an’ny olona rehetra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1986
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 3
Lehilahy mamakafaka Baiboly

Bokin’ny Eoropeanina ve ny Baiboly?

Valiny ara-baiboly

Tsy Eoropeanina no nanoratra ny Baiboly. Avy any Azia daholo ireo lehilahy nasain’Andriamanitra nanoratra Baiboly. Tsy milaza ny Baiboly hoe misy firazanana ambony kokoa noho ny hafa. Milaza aza izy hoe: “Tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra, fa amin’ny firenena rehetra, izay olona matahotra azy ka manao ny marina no ankasitrahany.”—Asan’ny Apostoly 10:34, 35.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara