FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 2
  • Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • Inona Marina no Voalaza ao Amin’ny Apokalypsy?
    Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Moa ve ianao hilaza hoe: “Inty aho, iraho aho”?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1988
  • Ianao sy ny Apokalypsy
    Apokalypsy—Akaiky Ilay Fiafarana Miavaka!
  • Nangataka Mpanjaka ny Israelita
    Inona no Voalaza ao Amin’ny Baiboly?
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 2
Olona manoratra eo amin’ny horonam-boky

Hevitr’Andriamanitra ve no ao Amin’ny Baiboly?

Valiny ara-baiboly

Maro ny mpanoratra Baiboly milaza fa Andriamanitra no niteny tamin’izy ireo izay tokony hosoratany. Diniho ireto:

  • Davida Mpanjaka: “Ny fanahin’i Jehovah no niteny tamin’ny alalako, ary ny teniny no teo amin’ny lelako.”—2 Samoela 23:1, 2.

  • Isaia mpaminany: “Hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony.”—Isaia 22:15.

  • Ny apostoly Jaona: “Zavatra nahariharin’i Jesosy Kristy, sady nomen’Andriamanitra azy.”—Apokalypsy 1:1.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara