FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 3/99 p. 3
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
  • Mitovitovy Aminy
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2001
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1997
  • Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2002
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1999
km 3/99 p. 3

Fampahatsiahivana Momba ny Fahatsiarovana

Amin’ny alakamisy 1 Aprily ny fankalazana ny Fahatsiarovana amin’ity taona ity. Tokony hanisy fiheverana an’ireto raharaha manaraka ireto ireo loholona:

◼ Rehefa manapaka ny amin’ny fotoan’ilay fivoriana, dia ataovy azo antoka fa tsy hampandalovina ireo marika raha tsy aorian’ny filentehan’ny masoandro.

◼ Ny rehetra, anisan’izany ny mpandahateny, dia tokony hampahafantarina ny amin’ny ora sy ny toerana marina hanaovana ilay fankalazana.

◼ Tokony hokarakaraina sy hatao vonona ilay karaza-mofo sy divay ilaina. — Jereo Ny Tilikambo Fiambenana 15 May 1985, pejy 17.

◼ Tokony hoentina mialoha any amin’ilay toeram-pivoriana, ary hapetraka eo amin’ny toerany avy, ireo lovia sy vera ary ny latabatra sy ny lamban-databatra mety.

◼ Tokony hodiovina tanteraka mialoha ny Efitrano Fanjakana na izay toerana hafa hanaovana ilay fivoriana.

◼ Tokony hofantenana sy homena toromarika mialoha, momba ny andraikiny avy sy ny fizotran-javatra araka ny tokony ho izy, ireo mpikarakara ny mpanatrika sy ny mpanolotra marika.

◼ Rehefa fankalazana mihoatra ny iray no alamina hatao ao amin’ny Efitrano Fanjakana iray ihany, dia tokony hisy firindran-javatra tsara eo amin’ireo kôngregasiôna, mba tsy hitangoronan’ny olona tsy amin’ny antony eo am-baravarana, eo amin’ny lalantsara na ny fidirana, ny sisin-dalana na sisin’arabe ary ny parking.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara