FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 6/06 p. 8
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2004
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2007
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2006
km 6/06 p. 8

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 15 Mey

“Ho tianao ve ny hiaina amin’ny toe-piainana voalaza ato amin’ity andinin-teny ity? [Vakio 2 Petera 3:13. Avelao izy hamaly avy eo.] Hazavain’ity gazety ity hoe inona ilay lanitra vaovao sy tany vaovao. Resahina ato koa fa ho hafa mihitsy ny fiainana rehefa hanatanteraka ny fikasany momba ny tany Andriamanitra.”

Mifohaza! Mey

“Misy milaza fa tsy hahomby mihitsy ianao raha tsy mihetraketraka. Mariho anefa izao nolazain’i Jesosy izao. [Vakio ny Matio 5:5, 9.] Miombon-kevitra amin’izany ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Mandray soa ny olona tia fihavanana. Manasongadina telo amin’izany soa raisina izany ity gazety ity.” Asehoy ilay lahatsoratra manomboka eo amin’ny pejy 28.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Jona

“Nisy fotoana nanajana ny zokiolona, araka ny hita ato amin’ity lalàna fahiny ity. [Vakio ny Levitikosy 19:32.] Heverinao ve fa mbola fahita ny fanajana toy izany ankehitriny? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ity gazety ity ny fomba iahian’Andriamanitra ny zokiolona sy ny ahafahantsika manao toy izany koa.”

Mifohaza! Jona

“Tsy zava-baovao intsony ny fampihorohoroana. Mirongatra be anefa izy io izao, ary mitranga eran-tany, ka mahakasika ny fiainan’ny olona tsirairay. Inona no mahatonga izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Asehon’ity Mifohaza! ity avy ao amin’ny Baiboly ny fotoana tsy hisian’ny fampihorohoroana intsony, sy ny fomba hitondran’Andriamanitra tena fiadanana eto an-tany.” Vakio ny Mika 4:4.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara