FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 1/09 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 1/09 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary

“Simba ny tontolo iainana. Mampalahelo an’Andriamanitra ve izany, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Apokalypsy 11:18.] Resahin’ity lahatsoratra ity fa hohavaozin’Andriamanitra ny tany, rehefa jerena ny Baiboly.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 18.

Mifohaza! Janoary

“Maro no mihevitra fa sazy avy amin’Andriamanitra ny olana mahazo azy. Efa mba nieritreritra toy izany koa ve ianao? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Jakoba 1:13.] Hazavain’ity lahatsoratra ity hoe iza no tena mahatonga ny olana mahazo antsika, ary inona no porofo fa hifarana tsy ho ela izy ireny.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 28.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Tian’Andriamanitra ve ny fivavahana rehetra, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Mariho anefa ity tenin’i Jesosy ity. [Vakio ny Matio 15:8, 9.] Hazavaina ato amin’ity lahatsoratra ity raha tian’Andriamanitra ny fivavahana rehetra na tsia.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 9.

Mifohaza! Febroary

“Natao honenana ny tany, rehefa dinihina ny zava-drehetra eo aminy. Nisy namorona ve izy ity sa nisy ho azy teo, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Maro no manaiky an’ity voalazan’ny Baiboly ity. [Vakio ny Salamo 104:24.] Resahin’ity gazety ity fa misy tokoa ny Mpamorona, rehefa jerena ny siansa sy ny Baiboly.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara