FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 2/09 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
km 2/09 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Febroary

“Henoin’Andriamanitra daholo ve ny vavaky ny olona rehetra, araka ny hevitrao? [Avelao izy hamaly.] Izao no tenin’i Jesosy momba izany. [Vakio ny Matio 6:7.] Mahaliana ity lahatsoratra ity, satria misy fanontaniana efatra momba ny vavaka, ary avy eo ny valiny omen’ny Baiboly.” Asehoy ny lahatsoratra eo amin’ny pejy 16.

Mifohaza! Febroary

“Olona maro no mino fa efa voalahatra mialoha ny fiainantsika. Mino an’izany koa ve ianao? [Avelao izy hamaly.] Ity misy andinin-teny manaporofo fa afaka misafidy isika. [Vakio ny Deoteronomia 30:19.] Manazava izay lazain’ny Baiboly momba ny lahatra ity lahatsoratra ity.” Asehoy ny lahatsoratra eo amin’ny pejy 12.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Martsa

“Araka ny hevitrao, efa voalahatra mialoha ve izay hitranga eo amin’ny fiainantsika? [Avelao izy hamaly.] Izao no lazain’ny Baiboly momba izany. [Vakio ny Mpitoriteny 9:11.] Marina fa efa voalahatr’Andriamanitra mialoha hoe ho tsara ny fiainana eto an-tany amin’ny hoavy. Avelany hifidy izay tiany hatao anefa ny olona tsirairay. Izany no hazavain’ity gazety ity.”

Mifohaza! Martsa

“Olona maro no miady saina noho ny fitadiavam-bola, amin’izao fiainana sarotra izao. Miaiky ve ianao fa mampiady saina tokoa izy io? [Avelao izy hamaly.] Tokony handanjalanja anefa isika, araka ity andinin-teny ity. [Vakio ny 1 Timoty 6:8, 10.] Misy toro lalana maromaro avy ao amin’ny Baiboly ato amin’ity gazety ity. Manampy antsika hahay hitantam-bola izany, mba tsy hahatonga antsika hiady saina loatra.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara