FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/10 p. 4
  • Fomba Fanolorana Gazety

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fanolorana Gazety
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Mitovitovy Aminy
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2009
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
  • Fomba Fanolorana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2010
km 12/10 p. 4

Fomba Fanolorana Gazety

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Desambra

“Matetika no sahirana kokoa ny olona mitaiza irery ny zanany. Sa tsy marina izany, hoy ianao? [Avelao izy hamaly.] Resahin’ny Baiboly fa tokony hiahy an’ireny olona sahirana ireny isika. [Vakio ny Salamo 41:1.] Manazava izany ity lahatsoratra ity.” Asehoy ilay lahatsoratra eo amin’ny pejy 22.

Mifohaza! Desambra

“Maro no mieritreritra hoe: ‘Raha misy Andriamanitra, nahoana no tsy aringany ny Devoly?’ Efa nanitikitika ny sainao ve izany? [Avelao izy hamaly.] Mamaly izany ny Baiboly, araka ny asehon’ity lahatsoratra ity. [Asehoy azy ny pejy 10 sy 11.] Resahin’ny Baiboly koa hoe hanao ahoana ny fiainana rehefa ringana ny Devoly.” Vakio ny Apokalypsy 21:3, 4.

Ny Tilikambo Fiambenana 1 Janoary

“Olona maro no mihevitra fa tsy tena nisy izany zaridainan’i Edena izany. Hita tamin’ny tenin’i Jesosy anefa fa tena nisy i Adama sy Eva. Tadidinao ve iny resak’i Jesosy iny? [Avelao izy hamaly, ary vakio ny Matio 19:4-6.] Valiana ato amin’ity gazety ity ireo fanontaniana fametraky ny olona momba ny zaridainan’i Edena.”

Mifohaza! Janoary

Asehoy ny fonon’ilay gazety, ary manontania hoe: “Ahoana no hamalianao an’io fanontaniana io? [Avelao izy hamaly.] Mampirisika antsika ho tia fihavanana ny Soratra Masina. [Vakio ny Jakoba 3:17.] Nahoana àry ny fivavahana no tsy nahavita nampihavana ny olona? Ho vitany ve izany indray andro any? Mamaly izany ity gazety ity.”

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara