FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • sgd p. 62-63
  • 18-B Ny Vola sy ny Lanjany

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 18-B Ny Vola sy ny Lanjany
  • Tari-dalana Hianarana ny Tenin’Andriamanitra
  • Lohatenikely
  • Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo
  • Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika
Tari-dalana Hianarana ny Tenin’Andriamanitra
sgd p. 62-63

18-B

Ny Vola sy ny Lanjany

Endrika Sary

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Hebreo

Gera (1⁄20 sekely)

0,57 g

Gera 10 = beka 1

Beka

5,7 g

Beka 2 = sekely 1

Pima

7,8 g

Pima 1 = 2⁄3 sekely

Sekely iray, lanja fampiasan’ny Hebreo

Vato mizana sekely

Sekely

11,4 g

Sekely 50 = farantsa 1

Farantsa

570 g

Farantsa 60 = talenta 1

Talenta

34,2 kg

Darìka

Darìka (persianina, volamena)

8,4 g

Ezra 8:27

Ny Vola sy ny Lanjany ao Amin’ny Soratra Grika

Leptona

Leptona (jiosy, varahina na halimo)

1⁄2 kadrana

Lioka 21:2

Kadrana

Kadrana (romanina, varahina na halimo)

Leptona 2

Matio 5:26

Asariona

Asariona (romanina sy ny faritaniny, varahina na halimo)

Kadrana 4

Matio 10:29

Denaria

Denaria (romanina, volafotsy)

Kadrana 64

3,85 g

Matio 20:10

= Karama 1 Andro (12 ora)

Drakma

Drakma (grika, volafotsy)

3,4 g

Lioka 15:8

= Karama 1 Andro (12 ora)

Didrakma

Didrakma (grika, volafotsy)

Drakma 2

6,8 g

Matio 17:24

= Karama 2 Andro

Ny tetradrakma tany Antiokia sy ny tetradrakma tany Tyro

Tetradrakma tany Antiokia

Tetradrakma tany Tyro (Sekely volafotsy tany Tyro)

Tetradrakma (grika, volafotsy; nantsoina koa hoe statera volafotsy)

Drakma 4

13,6 g

Matio 17:27

= Karama 4 Andro

Drakma be dia be, 100 aminy no mitovy amin’ny farantsa iray

Farantsa

Drakma 100

340 g

Lioka 19:13

= karama 100 andro eo ho eo

Vola madinika volafotsy be dia be, mitovy amin’ny talenta iray

Talenta

Farantsa 60

20,4 kg

Matio 18:24

Apokalypsy 16:21

= karama 20 taona eo ho eo

Tavoahangy, mahazaka zavatra milanja iray livatra, lanja fampiasan’ny Romanina

Livatra (romanina)

327 g

Jaona 12:3

‘Menaka manitra nilanja iray livatra, narda tena izy’

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara