4-G
Ny Zava-nisongadina Tamin’ny Fiainan’i Jesosy Teto An-tany: Fanompoan’i Jesosy tany atsinanan’i Jordana
FOTOANA |
TOERANA |
ZAVA-NITRAGA |
MATIO |
MARKA |
LIOKA |
JAONA |
|---|---|---|---|---|---|---|
Taorian’ny Fetin’ny Fitokanana, 32 |
Betania ampitan’i Jordana |
Nankany amin’ilay nanaovan’i Jaona batisa; maro no nino an’i Jesosy |
||||
Pere |
Nampianatra tany amin’ny tanàna sy vohitra, nankany Jerosalema |
|||||
‘Midira amin’ny varavarana tery’; nalahelo an’i Jerosalema |
||||||
Angamba tany Pere |
Nampianatra hanetry tena; fanoharana: Fanasam-be tamin’ny sakafo hariva |
|||||
Mandinika aloha, raha te ho mpianany |
||||||
Fanoharana: Ondry very, vola madinika very, zanaka adala |
||||||
Fanoharana: Mpanompo tsy marina, mpanankarena sy Lazarosy |
||||||
Zavatra manafintohina, famelan-keloka, finoana |
||||||
Betania |
Maty i Lazarosy ary natsangana |
|||||
Jerosalema; Efraima |
Fikasana hamono an’i Jesosy; niala izy |
|||||
Samaria; Galilia |
Nanasitrana boka folo; nilaza ny hiavian’ilay Fanjakana |
|||||
Samaria na Galilia |
Fanoharana: Mpitondratena tsy nitsahatra nangataka, Fariseo sy mpamory hetra |
|||||
Pere |
Fanambadiana sy fisarahana |
|||||
Nitso-drano ankizy |
||||||
Lehilahy nanan-karena; fanoharana: Mpamboly tanimboaloboka sy karama mitovy |
||||||
Angamba tany Pere |
Nilaza fanintelony ny hahafatesany |
|||||
Fangatahana toerana miavaka ho an’i Jakoba sy Jaona ao amin’ny Fanjakana |
||||||
Jeriko |
Nandalo an’i Jeriko, nanasitrana jamba roa; nitsidika an’i Zakaiosy; fanoharana: Farantsa folo |