-
Genesisy 16:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hoy koa ilay anjelin’i Jehovah: “Hataoko lasa be dia be ny taranakao, ka tsy ho voaisa satria be loatra.”+
-
-
Genesisy 21:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Mitsangàna dia areno ny zanakao ka tazòny, fa hataoko lasa firenena lehibe izy.”+
-
-
Genesisy 25:13-16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Ismaela, araka ny anarany avy sy araka ny fianakaviana nipoirany: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ 14 Misma, Doma, Masa, 15 Hadada, Tema, Jetora, Nafisy, ary Kedema. 16 Ireo no zanakalahin’i Ismaela, ary ireo no anarany araka ny tanànany avy sy ny tobiny,* izany hoe mpiadidy 12, araka ny fokony avy.+
-