- 
	                        
            
            Eksodosy 30:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Hazo akasia no hanaovanao an’ireo bao, ary hopetahanao takela-bolamena izany.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Eksodosy 36:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
36 Dia nanao andry efatra vita tamin’ny hazo akasia izy hihantonan’ilay ridao, ka nopetahany takela-bolamena ireo andry. Ary volamena ireo faraingo teo aminy. Dia nandrendrika volafotsy izy mba hatao faladiany efatra hitsatohan’ireo andry.
 
 -