FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Nifidy* an’i Bezalila+ zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda, aho.+ 3 Dia hofenoiko ny fanahiko i Bezalila, ka homeko fahendrena sy fahiratan-tsaina ary fahaizana asa tanana isan-karazany. 4 Amin’izay izy dia ho afaka hanao zava-kanto, hanefy volamena sy volafotsy ary varahina, 5 hanefy vatosoa hatao ao anaty tranotranony,+ ary hanao taozavatra isan-karazany vita amin’ny hazo.+

  • Eksodosy 35:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia hoy i Mosesy tamin’ny Israelita: “Efa nofidin’i Jehovah i Bezalila zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda.+

  • Eksodosy 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Hiara-miasa amin’i Bezalila i Oholiaba sy ny olona rehetra manan-talenta,* izay nomen’i Jehovah fahendrena sy fahiratan-tsaina, mba hahaizany hanao ny zava-drehetra ilaina amin’ny fanompoana masina, araka ny didy nomen’i Jehovah.”+

  • Eksodosy 37:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 2 Tantara 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary napetraka teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah ny alitara varahina+ nataon’i Bezalila,+ zanak’i Ory, zanak’i Hora. Fanaon’i Solomona sy ny fiangonana ny nivavaka teo alohan’izy io.*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara