26 Ilay mpisorona manolotra an’ilay fanatitra noho ny ota no hihinana an’ilay izy+ ao amin’izay toerana masina, eo an-tokotanin’ny tranolay fihaonana.+
10 Ao amin’ny toerana tena masina ianao no hihinana an’izany,+ ka ny lehilahy rehetra aminareo no mahazo mihinana an’ilay izy. Ho zava-masina ho anao izany.+