FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny lehilahy rehetra taranak’i Arona no hihinana an’izany.+ Ho anjarany mandrakizay, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby izany, avy amin’ny fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah.+ Ho masina ny zava-drehetra mifampikasika amin’ireny.’”*

  • Levitikosy 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Izao no lalàna momba ny fanatitra noho ny heloka:+ Zavatra masina indrindra izany.

  • Levitikosy 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny lehilahy mpisorona rehetra no hihinana an’izany,+ ka ao amin’izay toerana masina* no hihinanany azy. Zavatra masina indrindra izany.+

  • Levitikosy 14:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hovonoiny ao amin’izay toerana masina, eo amin’ny toerana famonoana ny fanatitra noho ny ota sy ny fanatitra dorana, ilay ondrilahy kely.+ An’ny mpisorona mantsy ny fanatitra noho ny heloka,+ toy ny fanatitra noho ny ota ihany. Zavatra masina indrindra izany.+

  • Levitikosy 21:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa azony atao ihany ny mihinana ny sakafo natolotra ho an’ny Andriamaniny, izay avy amin’ny zavatra masina indrindra+ sy ny zavatra masina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara