Nomery 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+ Nomery 35:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Avy amin’ny tanin’ny Israelita ireo tanàna homenareo ny Levita ireo.+ Izay foko lehibe kokoa no hakanareo betsaka, ary izay foko kely kokoa hakanareo kely.+ Samy hanome amin’ny tanànany ho an’ny Levita ny foko tsirairay, arakaraka ny lova azony.”
2 “Teneno ny Israelita hoe omeo tanàna avy amin’ny lovany ny Levita mba hipetrahany.+ Homen’izy ireo ho an’ny Levita koa ny kijana manodidina an’ireo tanàna ireo.+
8 Avy amin’ny tanin’ny Israelita ireo tanàna homenareo ny Levita ireo.+ Izay foko lehibe kokoa no hakanareo betsaka, ary izay foko kely kokoa hakanareo kely.+ Samy hanome amin’ny tanànany ho an’ny Levita ny foko tsirairay, arakaraka ny lova azony.”