-
Jeremia 42:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izay rehetra tapa-kevitra ny ho any Ejipta mba hipetraka any. Tsy hisy hiangana izy ireo ary tsy hisy ho afa-mandositra an’ilay loza hamelezako azy.”’
-