Eksodosy 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’ny vahoaka i Mosesy mba hilaza ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didim-pitsarana rehetra.+ Ary niara-niteny ny vahoaka hoe: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+ Eksodosy 24:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+ Deoteronomia 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano.
3 Dia nankany amin’ny vahoaka i Mosesy mba hilaza ny tenin’i Jehovah rehetra sy ny didim-pitsarana rehetra.+ Ary niara-niteny ny vahoaka hoe: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay.”+
8 Koa noraisin’i Mosesy ny ra ary nafafiny teny amin’ny vahoaka+ sady hoy izy: “Ity no ran’ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo, mifanaraka amin’izany teny rehetra izany.”+
9 Rehefa niakatra an’ilay tendrombohitra aho mba handray ny takela-bato+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah taminareo,+ dia nijanona 40 andro sy 40 alina teny,+ sady tsy nihinan-kanina no tsy nisotro rano.