FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 10:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Taorian’izay, dia samy naka ny fitondrany afo i Nadaba sy Abiho zanakalahin’i Arona,+ ka nanisy afo tao anatiny sy emboka manitra+ teo ambonin’ilay afo. Dia nanolotra afo teo anatrehan’i Jehovah izy ireo, nefa afo tsy nahazoana alalana+ ilay izy sady tsy nasaina nataony. 2 Koa nisy afo avy amin’i Jehovah nandoro azy roa lahy,+ dia maty teo anatrehan’i Jehovah izy ireo.+

  • Nomery 3:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ireto avy ny anaran’ny zanakalahin’i Arona: I Nadaba no lahimatoa, dia nanarakaraka azy i Abiho+ sy Eleazara+ ary Itamara.+

  • Nomery 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Maty teo anatrehan’i Jehovah anefa i Nadaba sy Abiho. Nanolotra afo teo anatrehan’i Jehovah+ mantsy izy ireo tany an-tany efitr’i Sinay, nefa afo tsy nahazoana alalana ilay izy. Ary tsy nanan-janaka izy roa lahy. I Eleazara+ sy Itamara+ kosa mbola nanao ny asan’ny mpisorona niaraka tamin’i Arona rainy.

  • 1 Tantara 24:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Maty talohan-drainy anefa i Nadaba sy Abiho,+ ary samy tsy nitera-dahy. I Eleazara+ sy Itamara kosa mbola mpisorona ihany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara