-
Nomery 14:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Atỳ amin’ity tany efitra ity ny fatinareo no hiampatrampatra’,+ dia ianareo rehetra voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra, ka nimenomenona tamiko.+ 30 Tsy hisy aminareo na iray aza hiditra ao amin’ilay tany nianianako* hoe hipetrahanareo,+ afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone, sy Josoa zanak’i Nona.+
-
-
Josoa 14:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba zanak’i Jefone Kenizita hatramin’izao. Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo mantsy izy.+
-
-
Josoa 19:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Vitan’ny Israelita àry ny nizarazara an’ilay tany araka ny sisin-taniny avy, mba ho lovan’izy ireo. Dia nomen’izy ireo lova tao amin’ny taniny i Josoa zanak’i Nona.
-