FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 18:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa lasa nankany amin’i Mosesy i Jetro rafozany sy ny vady aman-janak’i Mosesy. Tany amin’ilay tany efitra nilasiany i Mosesy tamin’izay, teo amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+

  • Eksodosy 19:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tonga tany an-tany efitr’i Sinay ny Israelita ny androtr’iny, tamin’ny volana fahatelo, taorian’ny nialany tany Ejipta. 2 Niala tao Refidima+ izy ireo, dia tonga tany an-tany efitr’i Sinay ka nilasy tany. Nitoby tany, teo anoloan’ny tendrombohitra, ny Israely.+

  • Nomery 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Ary niresaka tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay+ i Jehovah, tao amin’ny tranolay fihaonana,+ tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, tamin’ny taona faharoa nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta.+ Hoy izy:

  • Nomery 3:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Maty teo anatrehan’i Jehovah anefa i Nadaba sy Abiho. Nanolotra afo teo anatrehan’i Jehovah+ mantsy izy ireo tany an-tany efitr’i Sinay, nefa afo tsy nahazoana alalana ilay izy. Ary tsy nanan-janaka izy roa lahy. I Eleazara+ sy Itamara+ kosa mbola nanao ny asan’ny mpisorona niaraka tamin’i Arona rainy.

  • Nomery 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy tany an-tany efitr’i Sinay tamin’ny volana voalohany+ tamin’ny taona faharoa, taorian’ny nivoahan’izy ireo avy tany Ejipta:

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara