Nomery 31:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: 2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+
31 Ary hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: 2 “Valio+ ny Midianita noho ny ratsy nataony tamin’ny Israelita.+ Aorian’izay dia hangonina any amin’ny razambenao* ianao.”+