FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Hoy àry Izy: ‘Handao azy ireo* aho,+

      Dia ho hitako eo hoe hanao ahoana izy ireo any aoriana any.

      Fa taranaka ratsy toetra izy ireo,+

      Ary zanaka tsy mendri-pitokisana.+

  • Salamo 104:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Rehefa mihodina tsy hijery azy* kosa ianao, dia very hevitra izy ireo.

      Ary raha esorinao ny hery mamelona azy, dia maty izy ireo ka miverina ho vovoka.+

  • Ezekiela 39:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tsy maintsy ho fantatr’ireo firenena fa natao sesitany ny taranak’Israely, satria nanao fahadisoana sady nivadika tamiko.+ Nandao azy ireo àry aho,*+ ary navelako ho resin’ny fahavalony izy ireo,+ ka matin’ny sabatra daholo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara