FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 26:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 dia hanohitra anareo koa aho. Izaho mihitsy no hamely anareo impito, noho ny fahotanareo. 25 Hasiako amin’ny sabatra ianareo ho valin’ny nivadihanareo tamin’ny fifanekena.+ Raha mandositra ao an-tanànanareo ianareo, dia handefasako aretina.+ Ary hataoko resin’ny fahavalo ianareo.+

  • Deoteronomia 32:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Olon-tokana ve dia hahavita hanenjika olona 1 000,

      Ary roa lahy ve dia hampandositra 10 000?+

      Raha tsy hoe nafoin’ny Vatolampiny angaha izy ireny,+

      Ary nataon’i Jehovah resin’ny fahavalony.

  • Salamo 106:40, 41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Koa tezitra be tamin’ny vahoakany i Jehovah,

      Ka lasa halany ny lovany.

      41 Imbetsaka izy ireo no nataony resin’ireo firenena,+

      Mba hanjakazaka amin’izy ireo izay nankahala azy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara